|
|
|
|

Entry1  ranomaso manentsin-keloka
Elementary words  2  ranomaso, manentsina, heloka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] entina milaza ny olona miseho amin' ny hafa ho malahelo sy tsy diso ka mitomany hanafina ny ratsy natao
Synonyms  5  ranomaso afefy heloka

Updated on 2024/12/10